Entrée | 1 mamily |
Radical | 2 vily |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mampandeha amin' ny lalankafa tsy amin' ny hitsiny teo aloha: Mamily bisikileta Mampibirioka, mampiviona: Ny fahazaran-dratsy no namily azy ho any amin' ny lalan' ny fahaverezana Manolaka: Mamily ny hevitry ny teny iray [1.1] |
Explications en anglais |
5 to turn aside [1.2#758, 1.7] 6 to cause to deviate from a straight course [1.2#758] 7 to cause to deviate; to steer [1.7] |
Explications en français |
8 détourner, faire dévier [1.3#833, 1.8, 1.5#331] 9 rejeter, égarer [1.3#833] 10 diriger ou conduire [1.8] 11 conduire une voiture [1.5#331] |
Exemples |
12 ary izay maniry hanan-karena dia mamily ny masony.
[2.996#28.27.1]
13 hoy Ihary namily ny resaka mba tsy hitohizan' ny hadrohadro [2.529#68] 14 hoy ilay tovolahy namily ny lakany hanatona ny nosy [2.5#16] 15 Raha misy manakely ny làlana, na mamily azy, dia sazina omby dimy. [1.123#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |