|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamilina |
| Fototeny | 2 vilina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao vilina, manjaitra ny sisin-damba miforitra amin' ny tenany ihany.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mamilìna |
| Fototeny | 10 vilina |
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamilina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 12 mamilañy, 13 mamilìna, mamilina, 14 milamìna, milamina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|