|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mambosy
Fototeny  2 ambosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana.
5 mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  manaboly, 11  manabony, 12  manabony, 13  manabosy, 14  manangely, 15  manangoly, 16  manaofandriamalemylafika, 17  manaohatsohatso, 18  manaokobakaambava, 19  manaolangomalefaka, 20  manaolokangahisatra, 21  manaorononoantavy, 22  manaosafosiaka, 23  manaotenymalefaka, 24  manaovolamahadradraka, 25  manaovolanahatenda, 26  mandango, 27  mandangolango, 28  mandoka, 29  mandraviravy, 30  mandrobo, 31  mandroboka, 32  mandrokiroky, 33  manejokejo, 34  manitikitika, 35  manjono, 36  manojikojy, 37  manolikoly, 38  midredro, 39  mitomanyambonyfe, 40  mizaravava

Teny iditra (2/2)41  mambosy
Sokajin-teny  42  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  43 manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  44 catalyser. [1.13]
Haiendriteny 
45  Ny ankehitriny :
46  Ny lasa :
47  Ny hoavy :
Voambolana  48  Simia

Fivaditsoratra  49 mambosy, 50 masomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31