|
|
|
|

Teny iditra1  manejokejo
Fototeny  2 kejokejo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitarika olona amin' ny alalan' ny fanambatambazana, fanangolena: Mahay manejokejo aoka izany iny olona iny.
5 Manangoly, manolikoly, manojikojy, manejokejo. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12