|
|
|
|

Teny iditra1  manabosy
Fototeny  2 abosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mitaona olona amin' ny fandokadokafana azy. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  mambosy, 10  manabony

Fivaditsoratra  11 ambosina, 12 asombina, 13 manabosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31