|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamaha |
| Fototeny | 2 vaha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 manaboraka: Mamaha vona
5 manala fatorana: Mamaha alika 6 manatsoaka: Mamaha zaigrafy 7 manapaka (fanekena): Iza tamintsika àry no namaha ny fanekena voalohany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 détacher, délier, effiler un tissu
9 figuré: rompre une convention [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 mamaha bokotra |
| Teny iditra (2/2) | 15 mamahà |
| Fototeny | 16 vaha |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamaha [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 18 hamama, 19 mahama, mamaha, mamahà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|