|
|
|
|

Entrée (1/2)1  halaky
Partie du discours  2  forme morphologique de malaky
Radical  3  laky
Exemples  4  [1.103#106] halaky aho (Je serai prompt)
5  [2.996#25.7.9] Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao
6  [2.285#214] Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity

Entrée (2/2)7  halaky
Partie du discours  8  nom
Radical  9  laky
Tous les mots composés 
Explications en malgache  15  [1.1] Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy
Explications en français  16  [1.13] vitesse, rapidité, célérité
Exemples  17  [2.285#] Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana.
Synonymes  18  hafaingana

Anagrammes  19  halaik, halaky, halika, lahika

Mis à jour le 2025/08/10