|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  malakia
Fototeny  2 laky
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny mpamaritra malaky [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 arrivez vite! puisse! [1.3]

Teny iditra (2/3)5  malakia
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 tanimboly [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (3/3)8  Malakia
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  10 Malachi: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  11 Malachie: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana  12  Soratra Masina
Lahatsoratra  13 Randzavola: Malakia ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14 mailaka, 15 malaika, Malakia, malakia, 16 mialaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20