| Entrée (1/3) | 1 malady |
| Radical | 2 lady |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 kinga, haingana [Bezanozano]
[1.78] 5 haingana [Sihanaka, Tanala] [1.78] 6 Mandeha haingana: Malady ianao izany, tsy vao tamin' ny fito ianao no niala teto Mora mandre, mandre na dia izay feo malefaka indrindra aza: Mbola malady io antidahy valopolo taona io fa reny thany na bitsibitsika aza no atao aminy Mora mahafana rano, mahamasaka nahandro (vilany): Aza ela ianao fa efa ho masaka ny sakafo, malady manko ny vilaninay [1.1] |
| Explications en anglais |
7 quick keen of hearing [1.7] |
| Explications en français |
8 rapide. [Tankarana]
[1.19] 9 prompt qui a l'oreille fine [1.8] 10 vite prêt, rapidement préparé [1.196] |
| Exemples |
11 malady loatra izany fitiavana izany.
[2.895#174]
12 Andro aingana sy malady ny Alahamady. [1.381#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 14 9 combinaisons de ce mot |
| Synonymes | 15 lady |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/3) | 17 malady |
| Radical | 18 lady |
| Partie du discours | 19 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
20 vetivety [Bezanozano]
[1.78] |
| Entrée (3/3) | 21 malady
![]() |
| Partie du discours | 22 nom |
| Explications en anglais |
23 aretina [1.17] |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|