|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 haingana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mandritra ny fotoana fohy, malaky: Mihinana haingana
4 Rehefa afaka fotoana fohy, vetivety: Hiverina haingana aho 5 Tsy ela, tsy maharitra, tsy mangataka andro: Valio haingana ny taratasy 6 Malaky: Haingam-piteny izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 rapid, prompt
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 rapide, prompt
[1.8] |
| Ohatra |
9 Mitazana dia miverina haingana.
[2.528]
10 Vao haingana ihany, hoy Ingahibe. [2.445] 11 Nantsoinay haingana ny fokonolona. [2.499] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 16 faingana |
| Mpanahaka | 17 eonohoeo, 18 indraymihelatra, 19 indraymihelina, 20 indraymipimaso, 21 indraymiserana, 22 mbetivety, 23 miarakaaminizay, 24 miarakaaminnyvavamiteny, 25 miarakaaminnyvava, 26 poatoizay, 27 tsyahamanamenaka, 28 tsyhitahitaakory, 29 tsytrabadymantsaka, 30 tsielatsiela, 31 vetivety, 32 vetivetika |
| Kamban-teny rehetra | 33 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 34 haingàna |
| Sokajin-teny | 35 filaza mandidin' ny mpamaritra haingana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 Tongava rehefa afaka vetivety: Haingàna fa sao diso fotoana isika
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 allez vite, faites vite
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 38 haingana |
| Sokajin-teny | 39 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
40 same as faingana
[1.2] 41 rapidly, promptly [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
42 rapidement, promptement
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 43 mandeha haingana |
| Fivaditsoratra | 44 angihana, haingana, haingàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|