|
|
|
|

Teny iditra1  aizina
Fototeny  2 izina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 darkness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 obscurité. [1.3, 1.8]
6 ténèbres: Izay mandeha amin'ny aizina dia manahaka ny jamba (celui qui marche dans les ténèbres ressemblent aux aveugles). [1.3]
Ohatra  7  tsy nisy hitany teo anoloan'ny masony afa-tsy ny hahatongavan'ny aizina [2.324]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09