|
|
|
|

Teny iditra1  maizim-bolana
Singan-teny  2 maizina, 3 volana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fotoana tsy ahitana ny volana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the dark of the moon. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 le temps où la lune est invisible. [1.8]
Ohatra  8  Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo [2.470]
9  Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy [2.470]
Voambolana  10  Haikintana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02