|
|
|
|

Teny iditra1  tandrevaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy voakendry na mba nomanina fa toa nataotao vonjy maika na kitoatoa fotsiny: Nahandro tandrevaka. [1.1]
4 tsirambina, tsy misy fitandremana na fikajiana. [2.285#222]
Fanazavàna teny frantsay  5 soudain, à l'improviste, sans prévision ni préparation. [1.3#667]
Ohatra  6  Saro-pady loatra manko itony resaka momba an-dRazana itony, ka tsy ekena atao an-tandrevaka tokoa. [2.245#170]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12