Entrée |
mahihitra
(hihitra)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola Jereo mahidy
[1.1]
|
Explications en anglais | Stingy, avaricious [1.7]
|
Explications en français | Avare [1.3, 1.8]
|
| Parcimonieux [1.3]
|
| Ladre, sordide d'avarice [1.8]
|
Exemples |
1 | Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy.
[2.558]
|
2 | Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra.
[2.293]
|
|
Synonymes | |
Proverbes |
|