|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahidy |
| Fototeny | 2 hidy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Tanala] kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina)
[1.78] 5 Mitsitsy tafahoatra; mahihitra [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 avare, parcimonieux
[1.3] |
| Ohatra |
7 mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay
[2.245#157]
|
| Mpanahaka | 8 kafiry, 9 kahidy, 10 kahihitra, 11 katity, 12 kely hiratra, 13 kely hoho, 14 kely tanana, 15 mafy fonosana, 16 mafirana, 17 mahihitra, 18 makikitra, 19 mamaky akotry, 20 mandidy sofin' amalona, 21 manjaitra atody, 22 matsitsy, 23 mihirim-belona, 24 tiatia kely |
| Fivaditsoratra | mahidy, 25 mihady |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|