|
|
|
|

Teny iditra1  madilo ny sofina
Singan-teny  2 madilo, 3 sofina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 efa marenina ny sofiko (noho ny fandrenesana ilay zavatra lazaina imbetsaka loatra) [1.1]
Ohatra  6  madilo ny sofina amin' ny resaky ny olona momba ny fitondrantenanao [1.1]
7  madilo ny sofiko (J'en suis assourdi) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12