|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 longoza
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-tsakamalao sy tamotamo ary sakarivobe, mamoa mena, hanin' ny mpianala; ataony solondovia ny raviny [1.1]
4 Aframomum angustifolium K. Schum (Zinzibéracées). Oe (écharde): tovon-dongoza, tsy misy ravina: asitrika anaty afo, dia apetaka eo amin' ny vava fery. [2.86]
Fanazavàna teny anglisy  5 a species of cardamom plant. The leaves are frequently used as substitutes for spoons. Known in Mauritius as Longouze (Amomum angustifolium, Hanb.) Same as lingoza (Betsimisaraka) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 plante; longouze, dont les feuilles sont employées souvent en guise de cuillère. Amomum Daniellii. [1.3]
7 (étymologie probable : de lona : rester longtemps absent et hozana (prononcé hoza sur la côte Ouest) : éprouver des difficultés . le fruit était consommé au cours des longues randonnées en brousse). À l'origine, ce nom ne désignait qu'une espèce. Aframomum angustifolium (Sonn.) K.Schum. (Zingiberaceae). Grande plante herbacée à rhizome, dont les fruits, qui poussent au ras du sol, sont comestibles et excellents, très recherchés. Les feuilles servaient autrefois de cuiller rustique pour manger le riz, on les jetait après usage (d'après A. Grandidier). Le rhizome est parfois utilisé aussi comme condiment. Par la suite, on a également donné ce nom à une espèce introduite et naturalisée surtout sur le versant oriental et dans le Sambirano (voir longozabe). [Sakalava, Tsimihety, Merina] [1.196]
Ohatra  8 Nitehaka izahay ankizy rehetra, satria hitsangatsangana any anaty ala hitady longoza sy hihaza bibikely sy lolo, rehefa avy mandro. [2.332#42]
9 Tanàna kely toy ny tanànan' ny Betsimisaraka rehetra ihany Antanambao, dia trano falafa sivy na folo hodidinin' ny saha madinika voavoly saonjo sy mangahazo miady sisina amin' ny longoza sy ny radriaka tsy misy hirangirany. [2.529#6]
Voambolana  10 Haizavamaniry: ahitra
Tsipelina hafa  11lingoza, longozy, longozo
Tovy hevitra  12angezoka, volongoja
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Sary 

Teny iditra (2/2)14 Longoza
Singan-teny  15longoza
Sokajin-teny  16 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  17 Ny Fizarana faharoa dia ny fankalazana samihafa : fakana ranomahery, fanomanana ny Volohatra sy longoza ilain' ny Mpifady amin' ny fisotroana ny betsa na ny toaka eo amin' ny fankalazana; [2.508#245]
Voambolana  18 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  19 longoza, Longoza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03