| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 longo | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 havana [Bara]
 [1.78] 4 sakaiza [Sihanaka, Tanosy] [1.78] 5 namana [Bara, Sihanaka] [1.78] 6 sakaiza, namana [Sakalava] [1.1] 7 Namana na sakaiza mpiaraka manao ratsy Sakaiza, havana: Longoko ianao [1.1] 8 havana amin'ny heviny malalaka [Masikoro] [2.606#152]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
9 a friend; a companion in evil-doing [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
10 ami, compagnon [Provincial]
 [1.8] 11 ami, camarade, personne avec qui on a de bons rapports [1.196]  | 
| Ohatra | 
12 Neniko mama Toy Ravaly tsy hiala Ka longo a vady.
[2.606#] 
 | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 2 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/2) | 18 longo | 
| Sokajin-teny | 19 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
20 On appelle ainsi une plante à fibre commune autour des habitations. Voir Decary, Annales Musée Colonial Marseille 1946, p. 83. [Sakalava, Tsimihety]
 [1.196] | 
| Voambolana | 21 Haizavamaniry | 
| Kamban-teny rehetra | 22longodriaka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |