|
|
|
|

Entrée1  lomano
Radical  2  lano
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano: ny tsikaroka, ny tsipy sandry, ny rano tsilany, ny antsitrika, sns... [1.1#546]
Explications en anglais  5  swimming [1.7]
Explications en français  6  nage, natation [1.3#411]
Exemples  7  Izy roa lahy samy kinga tamin' ny lomano. [2.356#]
8  fsy mila sasin-teny lava amin' ity tompoko, ary na azo hatao aza izany dia lomano miorika manabe vavarano foana. [1.436#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  19  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  21 lomano, 22 lomona, 23 maloño, 24 mañolo, manolo

Mis à jour le 2025/10/09