|
|
|
|

Teny iditra1 loloha
Fototeny  2loha
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay.
5Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny.
6Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7the act of carrying on the head; family responsibility. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8action de porter sur la tête. [1.3, 1.8]
9les proches parents qu'il faut assister. [1.3]
10devoir d'assister les proches parents. [1.8]
Ohatra  11 aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo. [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 lohalo, 22 loloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02