|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  loatra
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Mihoatra noho ny tokony ho izy: Miasa loatra izy / Kely loatra itỳ harona itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 too much. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 trop, excessif. [1.3, 1.8, 1.405]
6 abusif. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  loatra
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Famoahana na fanalana ny ao anatin' ny zavatra lalina aty: Ataovy tsara zara ny loa-bary.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 action d'extraire le contenu d'un trou, d'une cavité, d'une marmite.
12 action d'exhiber. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 6 amin' io teny io

Fivaditsoratra  30 alôtra, alotra, 31 laotra, 32 loatra, 33 olatra, Olatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10