|
|
|
|

Teny iditra1  aloatra
Fototeny  2 loatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran' i neny avy ao anaty vilany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce dont on se sert pour tirer le contenu d'une marmite. [1.3]
Ohatra  6  Nampisotroina rano matetitetika i Manana, nefa izay nomena azy, toa naloany daholo. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 alaotra, Alaotra, 12 aloatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09