| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 lihitra | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Maimay sy maimaika hanao zavatra noho ny hajejoana: Lihitra erỳ izy handeha handihy any amin' ny namany Kely loha, maivan-doha [1.1]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Mpanahaka | 12 adala, 13 dedaka, 14 lefaka, 15 liaka, 16 liana, 17 lingitra, 18 litika, 19 maola, 20 matimpitiatoalalitra, 21 matinkaninkely, 22 mihaitraitra, 23 mihoalahoala, 24 mimaty, 25 minitinitika, 26 pendina, 27 roboka, 28 sedika, 29 seriny, 30 tefotra | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 | 
 |