|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 dedaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza olona te hiseho mahay na te hoderaina, na dia amin' ny zavatra tsy fantany na tsy hainy akory aza; kevoka; be hajejoana: Dedaka erỳ ilay sakaiza nanao tsy an-kitana tamin' ny bisikileta
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the crackling of flames
5 boasting, bragging, exulting [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Agitation, mouvement des flammes
7 fig. fanfaron, vantard, qui a de l'ostentation [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 dedaka |
| Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Gaga
[Tanosy]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|