|
|
|
|

Teny iditra1  filihirana
Fototeny  2 lihitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikikirana, fahamaimaizana hanao zavatra; fanaovana (zavatra) tsy amim-piheverana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12