| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 lempona | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Enti-milaza toerana na faritra iva noho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin' ny saokan' itỳ zaza itỳ / Lempona ny faritany misy anay ka manevokevoka aoka izany [1.1] 4 faritra boribory miletsy noho ny asan'ny rano any amin'ny tany sokay [1.13]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 a concavity, a hollow [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 terrain bas [1.8] 7 doline [1.13]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Voambolana | 24 Haibolantany | 
| Mpanahaka | 25 deboka | 
| Kamban-teny rehetra | 26Fikambanana 6 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/3) | 28 lempona | 
| Sokajin-teny | 29 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
30 miendrika lovia [1.13] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
31 concave, hollow; low-lying [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
32 creux, enfoncé [1.8] 33 concave [1.13]  | 
| Mpanahaka | 34 kaoka | 
| Kamban-teny rehetra | 35velarana lempona | 
| Teny iditra (3/3) | 36 Lempona | 
| Sokajin-teny | 37 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] | 
| Voambolana | 38 Haitoetany: tanàna | 
| Fivaditsoratra | 39 lempona, Lempona, 40 mpanelo | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |