|
|
|
|

Teny iditra1  lelaka
Fototeny  2 lela
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanakisahana sy fanafosafoana amin' ny lela
5 Fandokadokafana tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de lécher, de laper
7 figuré: action de caresser, affection tendre [1.3]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  25 lakale, 26 lalake, 27 laleka, lelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09