|
|
|
|

Teny iditra1  filelafana
Fototeny  2 lelaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampandalovana ny lela eo ambony zavatra.
5 Fandokadokafana fatratra tsy mendrika mba hahazoan-taitraka.
6 Firehetana be mamoaka lelafo avo be. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12