|
|
|
|

Entrée1  lefakozatra
Mots élémentaires  2  lefaka, 3  hozatra
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Anaran-kafa ilazana ny poliomielita [1.1]
Exemples  6  Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela. [2.424#]
Vocabulaire  7  Santé
Synonymes  8  poliomielita

Mis à jour le 2025/09/12