|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 poliomielita |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[polimielita]
3 Aretina avy amin' ny virosy iray izay mamely ny sala mpampihetsika eo amin' ny tendron' ny tsokan-damosina ka mety hahatonga fahalemen-drantsambatana, indrindra ny rantsambatana ambany; lefakozatra.
[1.1] [pôliômelita] 4 lefakozatra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 poliomiélite.
[1.13] |
| Voambolana | 6 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 7 lefakozatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|