| Entrée | 1 lavabary |
| Mots élémentaires | 2 lavaka, 3 vary |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 sompitra [Bezanozano]
[1.78] |
| Explications en anglais |
6 [lava-bary]
a rice-pit. In Imerina rice is usually stored in circular pits 8 to 10 ft. deep [1.2] 7 a pit for storing rice [1.7] |
| Explications en français |
8 [lava-bary]
trou creusé dans la terre pour y conserver le riz [1.3] 9 fosse dans la terre pour conserver le riz; grenier [1.8] 10 silo souterrain pour le riz [1.196] |
| Exemples |
11 Ny Asabotsy dia fanaovana lavabary ary mahery vintana.
[1.381#]
12 Ary teo amoron-dalana nisy lavabary, tsy misy vary intsony, sady tsy nirakotra. [2.59#] 13 Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587#] |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|