|
|
|
|

Entrée1  latsakemboka
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  latsaka, emboka
Explications en malgache  4  [1.13] anjara vola aloan'ny tsirairay ao amin'ny kitapon'ny fikambanana misy azy
Explications en anglais  5  [1.2] [latsak-emboka] an offering, a donation, a present made by one's relations or friends on particular occasions
Explications en français  6  [1.13] cotisation
Exemples  7  [2.114#] mitantana ny latsakemboka ataon' ny mpikambana;
8  [2.472#] Nisy olona nitety trano tokoa nanangona ny latsakemboka.

Mis à jour le 2025/07/29