|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  emboka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ditin-kazo na hafa, mandefa fofona na setroka rehefa dorana; fofona midofaka: Zavatra telo no natolotry ny Majy an' ilay zazakely: volamena, emboka manitra ary mira [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 incense [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 encens [1.3#123, 1.8]
6 résines propres à brûler, tout ce qui peut remplacer l'encens, donner de la fumée et du parfum comme la graisse [1.3]
7 Encens, résine, et de façon plus générale, tout ce qui est susceptible de brûler en dégageant une fumée abondante et une odeur agréable. Ce nom a donné le verbe embohana, action de faire brûler de l'encens ou de produits analogues. [Merina, Sakalava] [1.196]
Ohatra  8  fahavetavetana amiko ny emboka; [2.996]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)23  emboka
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 anarana ilazana ilay fiafaran' ny tahom-boany amin'ny akondro, izay marani-doha
26 manja mainty manopy ranombalahy, sisa mijanona rehefa tapitra niforona daholo ny voa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27 le bouquet du bananier qui doit porter des fruits [1.3#124]
28 Nom général des arbres et arbustes qui produisent de telles résines. Ce sont surtout des canarium, commiphora et protium (Burseraceae). [Merina, Sakalava] [1.196]
Ohatra  29  Hodi-kazo manitra ny emboka. [2.245]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Tovy hevitra  31 embok' akondro
Kamban-teny rehetra  32 embok' akondro

Teny iditra (3/3)33  emboka
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 le piton qui réunit les chaînettes de la balance et sert à les suspendre aux bouts du fléau [1.3#124]

Fivaditsoratra  36 ambeko, 37 bemako, 38 Bemoka, emboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17