Entrée latsaka babay, tonga babay (latsaka, tonga, babay)
Partie du discours locution
Définition malgache Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [Ravelojaona 1937]
Traduction française Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31