| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 lasa mpifosa vao mifafa trano | 
| Singan-teny | 2lasa, 3mpifosa, 4vao, 5mifafa, 6trano | 
| Sokajin-teny | 7 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
8 enti-milaza olona tsy nanao zavatra amin' ny fotoana tokony ho nanaovana azy; efa hitan'olona kilema vao taitra mitady hanatsara toetra [1.1] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |