|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lalim-paka |
| Singan-teny | 2 lalina, 3 faka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mamaka lalina ny fakany ary tsara faniry, mafy orina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 dont les racines sont profondes, dont l'origine remonte loin, tout ce qui est profondément enraciné ou invétéré.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|