Entrée lalam-panorenana
Mots élémentaires lalàna ; fanorenana
Partie du discours locution
Explications en malgache Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1]
Explications en français Constitution [1.5, 1.13]
Exemples Mifanaraka amin' ny Lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? [4.27]
Vocabulaire 
Hyponymes Lalam-panorenana Apôstôlika
Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra
Volavolan-dalampanorenana

Entrée lalam-panorenana
Partie du discours locution
Explications en français Loi interne [1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/07