|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lahi-mizàna |
| Singan-teny | 2 lahy, 3 mizana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 vy kely mijoro eo afovoan' ny mizàna mitsara ny fahamarinan' ny fandanjana
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 fitsara-mizana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|