|
|
|
|

Teny iditra1  fitsara-mizana
Singan-teny  2 fitsara, 3 mizana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Ilay fanjaitra eo afovoan' ny mizana milaza ny fahamarinan' ny lanja, rehefa ny eo afovoany marina tsara no tondroiny [1.1]
Tovy hevitra  6 lahi-mizana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12