|
|
|
|

Entrée1  lahatra sy anjara
Mots élémentaires  2  lahatra, 3  anjara
Partie du discours  4  locution
Exemples  5  Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [2.470]
6  Na inona na inona amin' ny fiainana, na olona manodidina, na toe-javatra miseho, na lahatra sy anjara koa aza, toa miara-mioko daholo izany hanindry ny efa lavo rahateo [2.472]
Synonymes  7  zara sy lahatra

Mis à jour le 2025/07/29