|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 andafy |
| Fototeny | 2 lafy |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza toerana ampitan' ny rano na hady, izany hoe mifanandrify amin' ny misy ny tena fa elanelanin' ny rano na ny hady: Erỳ andafin' ny rano erỳ no misy anay. / Erỳ andafy atsimo no misy ny tsena
5 Mitovy firafitra amin' itỳ farany itỳ koa ny hoe any andafy izay ilazana ny tany any ampitan' ny ranomasina: Handeha hianatra any andafy izy raha avy taona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 (an-dafy) on the other side of, beyond, across. Commonly used for abroad, in another country. See lafy.
[1.2] 7 across the seas, abroad ; on the other side of [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 outremer; au-delà de
[1.8] |
| Ohatra |
9 Nefa nihena niandalana ireo nony tonga ny lamba avy any andafy.
[1.437#]
10 Niampita namely teny andafy andrefan' i Ste Marie koa ny Frantsay. [2.508#] 11 Fahatsiarovana ny miaramila iray maty tany andafy no toa tena antony. [2.285#] 12 Tamin' ilay tanety lavabe andafy andrefan'iny no nivorian'ny vahoaka. [2.588#] |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 andafy |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 vahiny, mpihavy
[Taimoro]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | andafy, 17 fadina, 18 fanady, 19 fanday, 20 fandia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|