|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lafitany
Singan-teny  2 lafy, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 points cardinaux. [1.66.fr#126]
Ohatra  6  Mahagaga araka izany ny mahamaivana ireo andalana mikasika ny faritra sy ny kaominina, izay andrin' ny fandaminana ny lafitany eo amin' ny fanjakana. [4.27#]

Teny iditra (2/2)7  lafitany
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 hazo fisaka atao lafikin'ny rindrina mba tsy ho mora lany. [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  10 fitanila, 11 lafitany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12