|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lafiratsy |
| Singan-teny | 2lafy, 3ratsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ambadika na atin-javatra; voho [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 inconvénient envers; revers [1.13] |
| Ohatra |
7 Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina
[4.27#2007/02/28]
|
| Haiendriteny |
|
| Tohi-kevitra | 10lafitsara |
| Fivaditsoratra | 11 fisilatra, 12 lafiratsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|