| Entrée | 1 kotrehina |
| Radical | 2 kotrika |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 (atody) Ambombana mba hafana ka ho foy: Atody folo no nokotrehin' Ikalamavo ka telo monja no foy Tazonina, giazana ao an-trano: Kotrehinao ao antrano ny zanakao ka tsy mba mahalala ny fanaon' ny olona [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|