| Entrée (1/2) | 1 fanakotrana |
| Radical | 2 kotrana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana [1.1] |
| Entrée (2/2) | 5 fanakotrana |
| Radical | 6 kotra |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|