|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kosina
Fototeny  2 hosina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitavonana na fihosenana; fiforetahana amin' ny loto; fiarahana, fifankazarana amin' olona tsy mitovy saranga amin' ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de se salir, de féquenter des gens au-dessous de sa condition ; malpropreté dans sa personne ou dans ses habits. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)24  kosina
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 cosinus. [1.13]
Voambolana  27  Matematika: rafitsary

Teny iditra (3/3)28  kosina
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 (même racine que hasina (2)). Dracaena angustifolia Roxb. (Asparagaceae). L'une des plus vieilles plantes magiques malgaches, commune à Madagascar et aux Îles Mascareignes. Il est à remarquer que tous les « peuples de la mer », de l'Indonésie aux Philippines et de Madagascar à la Polynésie, ont planté symboliquement des dracaena ou des Cordyline (genre très voisin) pour marquer la limite de leurs habitations.. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  32 ankôsy, 33 Kisona, 34 kosina, 35 sokany, 36 sokina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09