|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  koba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy afapanadinana: Koba Rakoto tamin' ny fanadinana ka nampalahelo.. [1.1]

Teny iditra (2/2)4  koba
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Vary voatoto malemy dia malemy: Mbola koba ihany no hanin' io marary io.
7 Mofo vita amin' izany totom-bary izany: Tiako ny mofo koba misy voanjo.
8 Dity atao amin' ny totombary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 flour; dough. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 Farine ou bouillie faite avec du riz ou d'autres grains; fig. marmelade, colle, pâte et tout ce qui y ressemble. [1.3#343]
11 farine; pâte. [1.8]
12 (vient du souahéli kuba). Colles, empois d'origine végétale. Le plus souvent préparé avec de la farine de riz délayée dans l'eau puis cuite doucement. Par extension, tous les produits collants, gommes, etc.. [1.196]
Ohatra  13  koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [2.470]
14  Nampombaina azy koa ny koba tsara toto voaharo diloilo ary ny divay. [1.38]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23  Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 7 amin' io teny io
Teny nalaina  25  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  26 bako, 27 boka, 28 kabo, 29 koba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09