|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  kirìna
Fototeny  2 kiry
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mety miova amin' ny heviny fa mitana izany amin-ditra: Lehilahy kirina Rakoto ka tsy azo ahodina amin' ny heviny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 obstinate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 obstiné, entêté, tenace [1.3]
7 entêté [1.8]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Mpanahaka  9  be bohihy, 10  be ditra, 11  be tohika, 12  botraika, 13  mafy hatoka, 14  mafy sofina, 15  mikiribiby, 16  mikitroka, 17  mitompo teny fantatra, 18  tsy azo atao ahoana amin' ahoana

Teny iditra (2/2) 19  kirina
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 [Tankarana] nom d'une espèce d'insecte. [1.19]
Voambolana  22  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  23 kaniry, 24 kinary, kirìna, kirina, 25 rikany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22