Entrée mikitroka (kitroka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihidy vazana mampiady ny nify: Matetika rehefa marary mafy ny olona, mikitroka ny nifiny
Mifanety be, matevina: Any atsinanana, mikitroka ny ala ~ Mikitroka ny haizina
Midilotra (nify): Mikitro-nify izy noho ny hatezerana
Mandà tsy hanao, mitokona: Mikitroka foana io zaza io rehefa ampanaovin-javatra [1.1]
Explications en anglais To be thick or close together, to be obstinate
To gnash the teeth [1.7]
Explications en français être serré, épais; s'obstiner;
Grincer des dents [1.8]
Morphologie 
Présent : mikitroka
Passé : nikitroka
Futur : hikitroka
Impératif : mikitroha
Synonymes mikitro-nify
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/02/02