| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 kibo tsy omby | 
| Singan-teny | 2kibo, 3tsy, 4omby | 
| Sokajin-teny | 5 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
6 ilazana ny zanaky ny mpirahavavy iray tampo [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
7 the children of two sisters [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
8 enfants de deux soeurs [1.54] | 
| Voambolana | 9 Fifandraisana: fianakaviana | 
| Tsipelina hafa | 10tsy omby kibo | 
| Fivaditsoratra | 11 kibo tsy omby, 12 tsy omby kibo | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |